<- -> |
[King James Bible] Book of Zechariah |
[Baiboly 1865] Zakaria |
[Baiboly Katolika] Zakaria |
[Bible de Jérusalem] Livre de Zacharie |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Zak / Za 8:19 | Thus saith the |
Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Ny fifadian-kanina amin' ny volana fahefatra sy ny fifadian-kanina amin' ny fahadimy sy ny fifadian-kanina amin' ny fahafito ary ny fifadian-kanina amin' ny fahafolo dia samy ho tonga fifaliana sy firavoravoana ary fotoana mahafinaritra avokoa ho an' ny taranak' i Joda; koa tiava ny fahamarinana sy ny fiadanana. | Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika: Ny fifadian-kanina amin' ny volana fahefatra, ny fifadian-kanina amin' ny fahadimy, ny fifadian-kanina amin' ny fahafito, ary ny fifadian-kanina amin' ny volana fahafolo, dia hanjary andro fifaliana amam-piravoravoana, sy ho fety lehibe, ho an' ny taranak' i Jodà. | Ainsi parle |