<- -> |
[King James Bible] Book of Zechariah |
[Baiboly 1865] Zakaria |
[Baiboly Katolika] Zakaria |
[Bible de Jérusalem] Livre de Zacharie |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Zak / Za 8:13 | And it shall come to pass, that as ye were a curse among the heathen, O house of |
Ary toy ny nahatongavanareo ho fanozonana tany amin' ny firenena, ry taranak' i Joda sy ry taranak' Isiraely, dia ho toy izany no hamonjeko anareo, ka dia ho tonga fitsofan-drano kosa ianareo; aza matahotra, fa aoka hatanjaka ny tananareo. | Ary hisy toy izao: Toy ny naha-fanozonana anareo tany amin' ny firenena, ry taranak' i Jodà sy taranak' Israely, no hanafahako anareo, ka hahatongavanareo ho fitsofan-drano. Aza matahotra fa aoka hatanjaka ny tànanareo! | De même que vous étiez une malédiction parmi les nations, maison de |