<-
->

Zak / Za 3:9 For behold the stone that I have laid before Joshua; upon one stone shall be seven eyes: behold, I will engrave the graving thereof, saith the Lord of hosts, and I will remove the iniquity of that land in one day. Fa, indro, ny vato izay napetrako teo anoloan' i Josoa, ny vato iray dia banjinin' ny maso fito; indro, hosoratako ny sorany, hoy Jehovah Tompon' ny maro, ary hesoriko indray andro monja ny helok' ity tany ity. Fa inty ny vato napetrako eo anoloan' i Jesosy; maso fito no amin' izay vato tokana izay; indro aho efa hisokitra ny hosokirina aminy, - teny marin' ny Tompon' ny tafika, ary hesoriko indray andro monja ny helok' ity tany ity! Car voici la pierre que je place devant Josué; sur cette unique pierre, il y a sept yeux; voici que je vais graver moi-même son inscription, oracle de Yahvé Sabaot." Et j'écarterai l' iniquité de ce pays, en un seul jour.