<-
->

Zak / Za 3:8 Hear now, O Joshua the high priest, thou, and thy fellows that sit before thee: for they are men wondered at: for, behold, I will bring forth my servant the branch. Koa mihainoa, ry Josoa mpisoronabe, dia ianao sy ny namanao izay mipetraka eo anoloanao; fa olona atao fahagagana ireo; fa, indro, ho entiko Rantsana Mpanompoko. Mihainoa ary, ry Jesosy, mpisorona lehibe, hianao sy ireo namanao mipetraka eo anoloanao: - fa olona hatao fambara ireo: - Indro aho efa hampiavy ilay Solofo, mpanompoko. Écoute donc, Josué, grand prêtre, toi et tes compagnons qui siègent devant toi - car ils sont des hommes de présage - : Voici que je vais introduire mon serviteur Germe ,