<- -> |
[King James Bible] Book of Zechariah |
[Baiboly 1865] Zakaria |
[Baiboly Katolika] Zakaria |
[Bible de Jérusalem] Livre de Zacharie |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Zak / Za 14:16 | And it shall come to pass, that every one that is left of all the nations which came against |
Ary ny sisa rehetra amin' ny jentilisa rehetra, izay niakatra namely an' i Jerosalema, dia hiakatra isan-taona isan-taona hiankohoka eo anatrehan' ny Mpanjaka, dia Jehovah, Tompon' ny maro, sy hitandrina ny andro firavoravoana fitoerana an-trano rantsan-kazo. | Izay rehetra sisa tavela amin' ny firenena niakatra namely an' i Jerosalema, hiakatra isan-taona avokoa, hiankohoka eo anatrehan' ny Mpanjaka, Iavehn' ny tafika, sy hankalaza ny fetin' ny Tabernakla. | Il arrivera que tous les survivants de toutes les nations qui auront marché contre |