<- -> |
[King James Bible] Book of Zechariah |
[Baiboly 1865] Zakaria |
[Baiboly Katolika] Zakaria |
[Bible de Jérusalem] Livre de Zacharie |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Zak / Za 12:8 | In that day shall the |
Amin' izany andro izany dia harovan' i Jehovah ny mponina any Jerosalema; ary izay mila ho reraka ao aminy aza amin' izany andro izany dia ho tahaka an' i Davida; ary ny taranak' i Davida ho tahaka an' Andriamanitra, dia tahaka Ilay Anjelin' i Jehovah eo anoloany. | Amin' izany andro izany, Iaveh hanangana manda manodidina ny mponina ao Jerosalema, ary izay mangozohozo eo amin' izy ireo, dia ho tahaka an' i Davida amin' izany andro izany, ary ny taranak' i Davida ho tahaka an' Andriamanitra, dia ho tahaka ilay anjelin' ny Tompo, eo anoloan' izy ireo. | En ce jour-là, |