<- -> |
[King James Bible] Book of Zechariah |
[Baiboly 1865] Zakaria |
[Baiboly Katolika] Zakaria |
[Bible de Jérusalem] Livre de Zacharie |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Zak / Za 1:14 | So the angel that communed with me said unto me, Cry thou, saying, Thus saith the |
Ary ilay anjely niresaka tamiko dia nanao tamiko hoe: Miantsoa hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Saro-piaro dia saro-piaro an' i Jerosalema sy Ziona Aho. | Ary ity anjely niresaka tamiko kosa nanao tamiko hoe: Ataovy antso avo izao: Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika: Efa azon' ny fahasarotam-piaro mafy, an' i Jerosalema sy an' i Siona aho. | Alors l' ange qui me parlait me dit : Fais cette proclamation : Ainsi parle |