<-
->

Hag 2:2 Speak now to Zerubbabel the son of Shealtiel, governor of Judah, and to Joshua the son of Josedech, the high priest, and to the residue of the people, saying, Lazao amin' i Zerobabela, zanak' i Sealtiela, governora any Joda, sy amin' i Josoa, zanak' i Jozadaka, mpisoronabe, ary amin' ny sisa amin' ny vahoaka hoe: Lazao amin' i Zorobabela, zanak' i Salatiela, governora any Jodà, sy amin' i Jesosy zanak' i Josedeka, mpisorona lehibe, ary ny vahoaka sisa rehetra, ataovy hoe: Parle donc ainsi à Zorobabel, fils de Shéaltiel, gouverneur de Juda, à Josué, fils de Yehoçadaq, le grand prêtre, et au reste du peuple.