<-
->

Hag 1:12 Then Zerubbabel the son of Shealtiel, and Joshua the son of Josedech, the high priest, with all the remnant of the people, obeyed the voice of the Lord their God, and the words of Haggai the prophet, as the Lord their God had sent him, and the people did fear before the Lord. Ary Zerobabela, zanak' i Sealtiela, sy Josoa, zanak' i Jozadaka, mpisoronabe, mbamin' ny sisa rehetra amin' ny vahoaka, dia nihaino ny feon' i Jehovah Andriamaniny sy ny tenin' i Hagay mpaminany, araka ny nanirahan' i Jehovah Andriamaniny azy, ary natahotra teo anatrehan' i Jehovah ny olona. Tamin' izay Zorobabela, zanak' i Salatiela, sy Jesosy, zanak' i Josedeka, mpisorona lehibe, mbamin' ny vahoaka sisa rehetra nihaino ny feon' ny Tompo Andriamaniny, sy ny tenin' i Akjea, mpaminany, araka ny hafatra nomen' ny Tompo Andriamaniny azy, ka natahotra ny vahoaka teo anatrehan' ny Tompo. Or Zorobabel, fils de Shéaltiel, Josué, fils de Yehoçadaq, le grand prêtre, et tout le reste du peuple écoutèrent la voix de Yahvé leur Dieu et les paroles du prophète Aggée, selon la mission dont Yahvé leur Dieu l' avait chargé. Et le peuple éprouva de la crainte devant Yahvé.