<- -> |
[King James Bible] Book of Haggai |
[Baiboly 1865] Hagay |
[Baiboly Katolika] Akjea |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Aggée |
|||
<-
-> |
|
||||||
Hag 1:1 | In the second year of |
Tamin' ny andro voalohany tamin' ny volana fahenina tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa mpanjaka no nahatongavan' ny tenin' i Jehovah nentin' i Hagay mpaminany tamin' i Zerobabela, zanak' i Sealtiela, governora tany Joda, sy tamin' i Josoa, zanak' i Jozadaka, mpisoronabe, nanao hoe: | Tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa mpanjaka, tamin' ny volana fahenina, andro voalohan' ny volana, no nahatongavan' ny tenin' ny Tompo, tamin' ny alàlan' i Akjea, mpaminany, tamin' i Zorobabela, zanak' i Salatiela, governora tany Jodà, sy tamin' i Jesosy, zanak' i Josedeka, mpisorona lehibe, nanao hoe: | La deuxième année du roi |