<- -> |
[King James Bible] Book of Zephaniah |
[Baiboly 1865] Zefania |
[Baiboly Katolika] Sofonia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Sophonie |
||||
<-
-> |
|
|||||||
Zef / Sof 2:9 | Therefore as I live, saith the |
Koa raha velona koa Aho, hoy Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, Dia ho tahaka an' i Sodoma tokoa Moaba, Ary ny taranak' i Amona ho tahaka an' i Gomora, Dia ho alan' amiana sy lava-tsira ary tany lao mandrakizay; Ny sisa amin' ny oloko no hamabo azy, ary ny sisa amin' ny oloko no hahalasa azy. | Ka noho izany dia velona aho, - teny marin' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Moaba hanahaka an' i Sodoma; ary ny taranak' i Ammona ho tahaka an' i Gomora: fitoerana nafoy ho an' ny amiana sy tany ihadian-tsira, ho efitra mandrakizay. Izay sisa amin' ny vahoakako hambabo azy, ary izay tavela amin' ny fireneko no hahazo azy ho lovany. | C' est pourquoi, par ma vie! - oracle de |