<-
->

Mik / Mi 7:12 In that day also he shall come even to thee from Assyria, and from the fortified cities, and from the fortress even to the river, and from sea to sea, and from mountain to mountain. Amin' izany andro izany koa dia hanatona anao ny olona Avy any Asyria sy avy any amin' ny tanànan' i Egypta, Eny, hatrany Egypta ka hatramin' ny Ony, Ary hatramin' ny ranomasina ka hatramin' ny ranomasina, Ary hatramin' ny tendrombohitra ka hatramin' ny tendrombohitra. Amin' izany andro izany, ho tonga hatr' aty aminao ny olona, avy any Asiria sy avy any amin' ireo tanànan' i Ejipta avy any Ejipta, ka hatr' any amin' ny ony, hatramin' ny ranomasina iray ka hatramin' ny ranomasina hafa, ary hatramin' ny tendrombohitra iray, ka hatramin' ny tendrombohitra hafa. ce jour-là, on viendra jusqu'à toi depuis l' Assyrie jusqu'à l'Égypte, depuis Tyr jusqu' au Fleuve, de la mer à la mer, de la montagne à la montagne.