<- -> |
[King James Bible] Book of Micah |
[Baiboly 1865] Mika |
[Baiboly Katolika] Mikea |
[Bible de Jérusalem] Livre de Michée |
||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||
Mik / Mi 6:5 | O my people, remember now what |
Ry oloko, mba tsarovy ny saina nataon' i Balaka, mpanjakan' i Moaba, Sy izay navalin' i Balama, zanak' i Beora, azy, Ary izay natao hatrany Sitima ka hatrany Gilgala, Hahafantaranareo ny asa marina nataon' i Jehovah. | Tsarovy ary, ry vahoakako, ny hevitra nomen' i Balaka, mpanjakan' i Moaba, sy ny navalin' i Balaama, zanak' i Beora, azy. Tsarovy ny hatrany Setima ka hatrany Galgala, hahafantaranao ny fahamarinan' ny Tompo. | Mon peuple, souviens-toi donc : quel était le projet de |