<- -> |
[King James Bible] Book of Micah |
[Baiboly 1865] Mika |
[Baiboly Katolika] Mikea |
[Bible de Jérusalem] Livre de Michée |
||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||
Mik / Mi 3:8 | But truly I am full of power by the spirit of the |
Fa izaho kosa dia feno hery, dia ny Fanahin' i Jehovah, Mbamin' ny rariny sy ny faherezana, Mba hanambara amin' i Jakoba ny helony Sy amin' Isiraely ny fahotany. | Fa izaho kosa feno hery, omban' ny Fanahin' ny Tompo, ary feno rariny aman-kerim-po, hanambara amin' i Jakoba ny helony; sy amin' Israely ny fahotany. | Moi, au contraire, je suis plein de force et du souffle de |