<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 9:22 | Or whether it were two days, or a month, or a year, that the cloud tarried upon the tabernacle, remaining thereon, the children of |
Ary na indroa andro, na iray volana, na ela aza, no nijanonan' ny rahona teo ambonin' ny tabernakely dia mbola nitoby ihany ny Zanak' Isiraely, fa tsy niainga; fa raha niakatra kosa ny rahona, dia niainga izy. | Raha nipetraka teo ambonin' ny Fonenana andro maro, na volana iray na taona iray, ny rahona, dia naharitra nitoby teo ny zanak' Israely, fa tsy niainga; fa nony vao niakatra izy dia niainga izy ireo. | Ou bien encore elle séjournait deux jours, un mois ou une année ; aussi longtemps que la |