<-
->

Nom / Fan 8:9 And thou shalt bring the Levites before the tabernacle of the congregation: and thou shalt gather the whole assembly of the children of Israel together: Ary ento ny Levita hankeo anoloan' ny trano-lay fihaonana; ary vorio ny fiangonana, dia ny Zanak' Isiraely rehetra. Hasainao handroso eo anoloan' ny trano lay fihaonana ny Levita, ary hovorinao ny fiangonan' ny zanak' Israely rehetra. Tu feras alors avancer les Lévites devant la Tente du Rendez-vous, et tu rassembleras toute la communauté des Israélites.