<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 8:19 | And I have given the |
Ary nomeko ho an' i Arona sy ny zanany mihitsy ny Levita, avy amin' ny Zanak' Isiraely, hanao ny fanompoan' ny Zanak' Isiraely ao amin' ny trano-lay fihaonana sy hanao fanavotana ho an' ny Zanak' Isiraely, mba tsy hisy areti-mandringana hanjo azy, raha manakaiky ny fitoerana masina izy. | dia natolotro mba ho an' i Aarona sy ny zanany mihitsy ny Levita eo amin' ny zanak' Israely mba hanao ny fanompoan' ny zanak' Israely ao amin' ny trano lay fihaonana, mba hanao ny fanonerana ho an' ny zanak' Israely, mba tsy ho voan' ny loza na inona na inona ny zanak' Israely, rahefa hanakaiky ny fitoerana masina. | Du milieu des |