<-
->

Nom / Fan 7:89 And when Moses was gone into the tabernacle of the congregation to speak with him, then he heard the voice of one speaking unto him from off the mercy seat that was upon the ark of testimony, from between the two cherubims: and he spake unto him. Ary rehefa niditra tao amin' ny trano-lay fihaonana Mosesy mba hiteny amin' Andriamanitra, dia nandre ny feo miresaka aminy izy avy tao amin' ny rakotra fanaovam-panavotana izay teo ambonin' ny fiaran' ny Vavolombelona, avy eo anelanelan' ny kerobima roa; dia niteny taminy Jehovah. Raha niditra tao amin' ny trano lay fihaonana i Moizy, mba hiteny tamin' ny Tompo, dia nandre feo niresaka taminy, avy ao amin' ny fanaovam-panavotana izay nipetraka teo ambonin' ny fiaran' ny vavolombelona, anelanelan' ny kerobima roa. Ary niteny taminy izy. Quand Moïse pénétrait dans la Tente du Rendez-vous pour s' adresser à Lui, il entendait la voix qui lui parlait du haut du propitiatoire que portait l' arche du Témoignage, entre les deux chérubins. Alors ils s' adressait à Lui.