<-
->

Nom / Fan 7:1 And it came to pass on the day that Moses had fully set up the tabernacle, and had anointed it, and sanctified it, and all the instruments thereof, both the altar and all the vessels thereof, and had anointed them, and sanctified them; Ary tamin' ny andro izay nahavitan' i Mosesy ny nananganana ny tabernakely dia nanosotra sy nanamasina azy izy mbamin' ny fanaka rehetra momba azy ary ny alitara sy ny fanaka rehetra momba azy; ary rehefa nanosotra sy nanamasina ireo izy, Tamin' ny andro nahavitan' i Moizy ny fananganana ny Fonenana ka nanosorany sy nanamasinany azy mbamin' ny fanaka rehetra momba azy, hatramin' ny otely mbamin' ny fanaka rehetra momba azy koa, rahefa nanosotra sy nanamasina an' ireo izy, Le jour où Moïse eut achevé d'ériger la Demeure, il l' oignit et la consacra avec tout son mobilier, ainsi que l' autel avec tous ses accessoires. Quand il eut oint et consacré tout cela,