<-
->

Nom / Fan 5:4 And the children of Israel did so, and put them out without the camp: as the Lord spake unto Moses, so did the children of Israel. Dia nanao izany ny Zanak' Isiraely ka namoaka ireny ho any ivelan' ny toby; araka izay nolazain' i Jehovah tamin' i Mosesy no nataon' ny Zanak' Isiraely. Dia nataon' ny zanak' Israely izany, ka navoakany any ivelan' ny toby ireny: araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy no nataon' ny zanak' Israely. Ainsi firent les Israélites : ils les renvoyèrent du camp. Les Israélites agirent comme Yahvé l' avait dit à Moïse.