<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 4:16 | And to the office of |
Ary ny raharahan' i Eleazara, zanak' i Arona mpisorona, dia ny diloilo hatao fanazavana sy ny ditin-kazo mani-pofona sy ny fanatitra hohanina fanao isan' andro ary ny diloilo fanosorana, dia ny raharaha rehetra amin' ny tabernakely sy izay rehetra ao anatiny amin' ny fitoerana masina sy ny fanaka momba azy. | Elezara zanak' i Aarona mpisorona, no hitandrina ny diloilon' ny fanaovan-jiro, ny zava-manitra mani-pofona, ny fanatitra tsy tapaka ary ny diloilo fanosorana, dia hitandrina ny Fonenana manontolo mbamin' izay rehetra ao anatiny, ny fitoerana masina mbamin' ny fanaka rehetra momba azy. | Mais à |