<-
->

Nom / Fan 36:8 And every daughter, that possesseth an inheritance in any tribe of the children of Israel, shall be wife unto one of the family of the tribe of her father, that the children of Israel may enjoy every man the inheritance of his fathers. Ary ny zazavavy rehetra izay mandova zara-tany eo amin' ny firenen' ny Zanak' Isiraely dia hanambady ny anankiray ao amin' ny fokon' ny firenen' ny razany ihany, mba hananan' ny Zanak' Isiraely rehetra ny zara-tanin' ny razany avy. Ka ny zazavavy rehetra manana lova eo amin' ny fokon' ny zanak' Israely, dia samy hanambady ny anankiray amin' ny fianakavian' ny fokon-drainy avy, mba samy hahatana ny lovan-drazany avy ny zanak' Israely rehetra. Toute fille qui possède une part dans l' une des tribus des Israélites devra se marier dans un clan de sa tribu paternelle, de sorte que les Israélites conservent chacun la part de son père.