<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 36:2 | And they said, The |
Hianao, tompokolahy, efa nodidian' i Jehovah hizara ny tany amin' ny filokana ho an' ny Zanak' Isiraely; ary ianao, tompokolahy, efa nodidian' i Jehovah hanome ny zara-tanin' i Zelofada rahalahinay ho an' ny zananivavy. | Nodidian' ny Tompo ny tompoko hizara amin' ny filokana ny tany holovan' ny zanak' Israely; nodidian' ny Tompo koa ny tompoko hanome ny lovan' i Salfaada rahalahinay, ho an' ny zanany vavy. | et dirent :" |