<-
->

Nom / Fan 33:4 For the Egyptians buried all their firstborn, which the Lord had smitten among them: upon their gods also the Lord executed judgments. Fa ny Egyptiana mbola nandevina izay efa novonoin' i Jehovah teo aminy, dia ny lahimatoa rehetra; ary ny andriamaniny dia notsarain' i Jehovah. Ary ny Ejipsiana nandevina izay novonoin' ny Tompo teo aminy, dia ny lahimatoany rehetra, ary nahatran' ny Tompo tamin' ny andriamaniny koa ny fitsarana. Les Égyptiens ensevelissaient ceux des leurs que Yahvé avait frappés, tous les premiers-nés ; Yahvé avait fait justice de leurs dieux.