<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 32:9 | For when they went up unto the valley of |
fa raha niakatra hatrany an-dohasaha Eskola izy ka nahita ny tany, dia nampiketraka ny fon' ny Zanak' Isiraely izy, mba tsy handehanany ho any amin' ny tany izay efa nomen' i Jehovah azy. | Niakatra hatrany an-dohasahan' i Eskola izy ary nahita ny tany, dia nampiketraka ny zanak' Israely tsy hiditra any amin' ny tany omen' ny Tompo azy. | Ils montèrent jusqu' au val d' |