<-
->

Nom / Fan 32:33 And Moses gave unto them, even to the children of Gad, and to the children of Reuben, and unto half the tribe of Manasseh the son of Joseph, the kingdom of Sihon king of the Amorites, and the kingdom of Og king of Bashan, the land, with the cities thereof in the coasts, even the cities of the country round about. Dia nomen' i Mosesy ho an' ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena ary ny an-tsasaky ny firenen' i Manase, zanak' i Josefa, ny fanjakan' i Sihona, mpanjakan' ny Amorka, sy ny fanjakan' i Oga, mpanjakan' i Basana dia ny tany mbamin' ny tanànany ao amin' ny fari-tany, dia ny tanàna eny amin' ny tany manodidina. Dia nomen' i Moizy ny zanak' i Gada sy ny zana-dRobena ary ny antsasaky ny fokon' i Manase, zanak' i Josefa, ny fanjakan' i Sehona, mpanjakan' ny Amoreana, sy ny fanjakan' i Oga, mpanjakan' i Basàna, dia ny tany mbamin' ny tanànany sy ny faritany momba azy, ary ny tanàna eny amin' ny tany manodidina. Moïse leur donna - aux fils de Gad, aux fils de Ruben et à la demi-tribu de Manassé, fils de Joseph - le royaume de Sihôn, roi des Amorites, le royaume d' Og, roi du Bashân, le pays avec les villes comprises dans son territoire, les villes-frontières du pays.