<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 31:13 | And |
Ary Mosesy sy Eleazara mpisorona ary ny lohan' ny fiangonana rehetra nivoaka hitsena azy teo ivelan' ny toby. | Nivoaka hitsena azy ireo teo ivelan' ny toby Moizy sy Eleazara mpisorona ary ny lohany rehetra amin' ny fiangonana. |