<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 30:16 | These are the statutes, which the |
Fa raha manao izay hahafoana izany izy aorian' ny andrenesany azy, dia hitondra ny heloky ny vavy izy. Ireo no lalàna izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy ny amin' ny lehilahy sy ny vadiny, ary ny amin' ny ray sy ny zananivavy, raha mbola zaza ao an-tranon-drainy izy. | Raha aty aorian' ny andro nandrenesany izany izy vao manafoana azy, dia izy no hitondra ny heloky ny vavy. | Mais si, informé, il les annule plus tard, c' est lui qui portera le poids de la faute qui incomberait à sa femme. " |