<-
->

Nom / Fan 30:16 These are the statutes, which the Lord commanded Moses, between a man and his wife, between the father and his daughter, being yet in her youth in her father' s house. Fa raha manao izay hahafoana izany izy aorian' ny andrenesany azy, dia hitondra ny heloky ny vavy izy. Ireo no lalàna izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy ny amin' ny lehilahy sy ny vadiny, ary ny amin' ny ray sy ny zananivavy, raha mbola zaza ao an-tranon-drainy izy. Raha aty aorian' ny andro nandrenesany izany izy vao manafoana azy, dia izy no hitondra ny heloky ny vavy. Mais si, informé, il les annule plus tard, c' est lui qui portera le poids de la faute qui incomberait à sa femme. "