<-
->

Nom / Fan 3:27 And of Kohath was the family of the Amramites, and the family of the Izeharites, and the family of the Hebronites, and the family of the Uzzielites: these are the families of the Kohathites. Ary avy tamin' i Kehata ny fokon' ny Amramita sy ny fokon' ny Jizarita sy ny fokon' ny Hebronita ary ny fokon' ny Ozielita; ireo no fokon' ny Kehatita. Ny avy amin' i Kaata dia ny fokon' ny Amramita, ny fokon' i Jesaarita, ny fokon' ny Hebronita, ary ny fokon' ny Azielita: ireo no fokon' ny Kaatita. De Qehat relevaient les clans Amramite, Yiçharite, Hébronite et Uzziélite. Ce sont les clans Qehatites ;