<-
->

Nom / Fan 27:8 And thou shalt speak unto the children of Israel, saying, If a man die, and have no son, then ye shall cause his inheritance to pass unto his daughter. Ary lazao amin' ny Zanak' Isiraely hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy manan-janakalahy, dia ny zananivavy no hampandovainareo ny zara-taniny. Mitenena amin' ny zanak' Israely ka lazao hoe: Raha misy lehilahy maty tsy nanan-janakalahy, dia ny zanany vavy no hamindranareo ny lovany. Puis tu parleras ainsi aux Israélites : Si un homme meurt sans avoir eu de fils, vous transmettrez son héritage à sa fille.