<-
->

Nom / Fan 27:1 Then came the daughters of Zelophehad, the son of Hepher, the son of Gilead, the son of Machir, the son of Manasseh, of the families of Manasseh the son of Joseph: and these are the names of his daughters; Mahlah, Noah, and Hoglah, and Milcah, and Tirzah. Ary avy ny zanakavavin' i Zelofada, zanakalahin' i Hefera, zanak' i Gileada, zanak' i Makira, zanak' i Manase, avy tamin' ny fokon' i Manase, zanak i Josefa (ary izao no anarany: Mahala sy Noa sy Hogla sy Milka ary Tirza), Tamin' izay tonga ny zanakavavin' i Salfaada, zanak' i Hefera, zanak' i Galaada, zanak' i Makira, zanak' i Manase, avy amin' ny fokon' i Manase, zanak' i Josefa; ny anaran' izy ireo dia izao: Maalà, Noà, Heglà, ary Tersà. Alors s' approchèrent les filles de Çelophehad. Celui-ci était fils de Hépher, fils de Galaad, fils de Makir, fils de Manassé ; il était des clans de Manassé, fils de Joseph. Voici les noms de ses filles : Mahla, Noa, Hogla, Milka et Tirça.