<-
->

Nom / Fan 26:7 These are the families of the Reubenites: and they that were numbered of them were forty and three thousand and seven hundred and thirty. Ireo no fokon' ny Robenita; ary izay voalamina taminy dia telo-polo amby fiton-jato sy telo arivo sy efatra alina. Ireo no fokon' ny Robenita, telopolo amby fiton-jato sy telo arivo sy efatra alina izy no voaisa. Tels étaient les clans Rubénites. Ils comprenaient quarante-trois mille sept cent trente recensés.