<-
->

Nom / Fan 26:51 These were the numbered of the children of Israel, six hundred thousand and a thousand seven hundred and thirty. Ireo no voalamina tamin' ny Zanak' Isiraely, dia telo-polo amby fiton-jato sy arivo sy enina hetsy. Izao no zanak' Israely voaisa: telopolo amby fiton-jato sy arivo sy enina hetsy. Les Israélites étaient donc six cent un mille sept cent trente recensés.