<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 26:5 | Robena, lahimatoan' Isiraely; ary ny zanak' i Robena dia Hanoka sy ny fokon' ny Hanokita; avy tamin' i Palo ny fokon' ny Paloita; | Robena lahimatoan' Israely, zana-dRobena: ny fokon' ny Henokita avy tamin' i Henoka; ny fokon' ny Faloita avy tamin' i Falò; |