<-
->

Nom / Fan 26:4 Take the sum of the people, from twenty years old and upward; as the Lord commanded Moses and the children of Israel, which went forth out of the land of Egypt. Ny hatramin' ny roa-polo taona no ho miakatra no alao isa; araka izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy sy ny Zanak' Isiraely izay nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta. Hisaina ny hatramin' ny roapolo taona no ho miakatra, araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy sy ny zanak' Israely, raha nivoaka avy tany amin' ny tany Ejipta izy ireo. Comme Yahvé l' a ordonné à Moïse et aux Israélites à leur sortie du pays d'Égypte. Hommes de vingt ans et au-dessus :