<-
->

Nom / Fan 25:8 And he went after the man of Israel into the tent, and thrust both of them through, the man of Israel, and the woman through her belly. So the plague was stayed from the children of Israel. dia nandeha nanaraka ilay lehilahy Isiraelita tao an-day izy, ary nataony indray nandefona izy roroa, dia ny lehilahy Isiraelita sy ny vehivavy, ka voagorobaka hatrany amin' ny kibon-dravehivavy. Dia natsahatra ny areti-mandringana teo amin' ny Zanak' Isiraely. nanaraka ilay lehilahy Israelita tao anatin' ny lay ka nandefona azy roroa, dia ralehilahy Israelita sy ilay vehivavy, tamin' ny kibony. Nitsahatra tamin' izay ny loza teo amin' ny zanak' Israely. suivit l' Israélite dans l' alcôve et là il les transperça tous les deux, l' Israélite et la femme, en plein ventre. Le fléau qui frappait les Israélites fut arrêté.