<-
->

Nom / Fan 23:7 And he took up his parable, and said, Balak the king of Moab hath brought me from Aram, out of the mountains of the east, saying, Come, curse me Jacob, and come, defy Israel. Dia nanao oha-teny Balama ka nilaza hoe: Balaka nampaka ahy avy tany Arama, Ny mpanjakan' i Moaba nampaka ahy avy tany amin' ny tendrombohitra atsinanana: Avia, ka ozòny ho ahy Jakoba; ary mankanesa atý, ka sahatoy ny Isiraely. ka nilaza ny lahateniny Balaama nanao hoe: Balàka nampaka ahy avy tany Arama; Ny mpanjakan' i Moaba nampaka ahy, avy tany an-tendrombohitry ny Atsinanana; Avia, ozony Jakoba! Il prononça son poème :" Balaq me fait venir d' Aram, le roi de Moab, des monts de Qèdem :"Viens, maudis-moi Jacob, viens, fulmine contre Israël. "