<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 23:11 | And |
Dia hoy Balaka tamin' i Balama: Ahoana izao nataonao tamiko izao? Hanozona ny fahavaloko no nangalako anao, kanjo nitso-drano dia nitso-drano azy kosa ianao. | Dia hoy Balàka tamin' i Balaama: Fa inona ity nataonao tamiko, no hanozona ny fahalavoko no nangalako anao, kanjo vao mainka mitso-drano ihany no ataonao? |