<-
->

Nom / Fan 22:22 And God' s anger was kindled because he went: and the angel of the Lord stood in the way for an adversary against him. Now he was riding upon his ass, and his two servants were with him. Ary nirehitra taminy ny fahatezeran' Andriamanitra, satria nandeha izy; ka dia nijanona teo an-dalana Ilay Anjelin' i Jehovah ho mpisakana azy. Ary Balama nitaingina ny borikiny, ary ny zatovony roa lahy nanaraka azy. Nirehitra anefa ny fahatezeran' Andriamanitra raha nandeha izy ka nankeo amin' ny làlana ny anjelin' ny Tompo hisakana azy. Nitaingina ny ampondrany Balaama ary narahin' ny mpanompony roa lahy. Son départ excita la colère de Yahvé, et l' Ange de Yahvé se posta sur la route pour lui barrer le passage. Lui montait son ânesse, ses deux garçons l' accompagnaient.