<-
->

Nom / Fan 22:2 And Balak the son of Zippor saw all that Israel had done to the Amorites. Ary Balaka, zanak' i Zipora, nahita izay rehetra efa nataon' ny Isiraely tamin' ny Amorita. Hitan' i Balàka zanak' i Sefora, izay rehetra nataon' Israely tamin' ny Amoreana, Balaq, fils de Çippor, vit tout ce qu' Israël avait fait aux Amorites ;