<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 21:33 | And they turned and went up by the way of |
Ary niverina ny olona ka niakatra tamin' ny lalana mankany Basana; dia nivoaka Oga, mpanjakan' i Basana, hihaona aminy, dia izy sy ny vahoakany rehetra, hiady tao Edrehy. | Izay izy, dia niova làlana ka niakatra ny làlana mankany Basàna; Nivoaka Oga, mpanjakan' i Basàna, mbamin' ny vahoakany rehetra nitsena azy ireo, mba hiady aminy ao Edraìa. | Puis ils prirent la direction du |