<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 21:25 | And |
Dia nalain' ny Isiraely izany tanàna rehetra izany; ary nonenany ny tanànan' ny Amorita rehetra, dia Hesbona sy ny zana-bohiny rehetra. | Nalain' Israely avokoa izany tanàna rehetra izany, ka nonenan' Israely ny tanànan' ny Amoreana rehetra, dia Hesebona sy ny zana-bohiny rehetra. |