<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 20:6 | And |
Dia niala teo anatrehan' ny fiangonana Mosesy sy Arona ho eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana ka niankohoka; dia niseho taminy ny voninahitr' i Jehovah. | Dia niala teo amin' ny fiangonana Moizy sy Aarona, nankeo am-baravaran' ny trano lay fihaonana. Nidaboka niankohoka izy ireo, dia niseho taminy ny voninahitry ny Tompo. | Quittant l' assemblée, |