<-
->

Nom / Fan 20:3 And the people chode with Moses, and spake, saying, Would God that we had died when our brethren died before the Lord! Dia nila ady tamin' i Mosesy ny olona ka niteny hoe: Inay anie izahay mba maty tamin' ny nahafatesan' ny rahalahinay teo anatrehan' i Jehovah! Nifanditra tamin' i Moizy ny vahoaka, ka nanao hoe: Inay anie izahay mba maty, tamin' ny nahafatesan' ny rahalahinay teo anatrehan' ny Tompo! Le peuple s' en prit à Moïse : " Que n' avons-nous péri, disaient-ils, comme nos frères ont péri devant Yahvé !