<-
->

Nom / Fan 20:27 And Moses did as the Lord commanded: and they went up into mount Hor in the sight of all the congregation. Ary Mosesy nanao araka izay nandidian' i Jehovah; dia niakatra tao an-tendrombohitra Hora teo imason' ny fiangonana rehetra izy telo mianaka. Nataon' i Moizy izay nandidian' ny Tompo: niakatra tany an-tendrombohitra Hora teo imason' ny fiangonana rehetra izy ireo; Moïse fit ce que Yahvé avait ordonné. Sous les yeux de toute la communauté, ils montèrent sur la montagne de Hor.