<-
->

Nom / Fan 20:19 And the children of Israel said unto him, We will go by the high way: and if I and my cattle drink of thy water, then I will pay for it: I will only, without doing anything else, go through on my feet. Dia hoy ny Zanak' Isiraely taminy: Ny lalam-be ihany no halehanay, fa raha hisotro ny ranonao izaho sy ny omby aman' ondriko, dia hefaiko vola izany; fa tsy hanao na inona na inona aho, fa handalo fotsiny ihany. Dia hoy ny zanak' Israely taminy: Ny làlambe ihany no hiakaranay, ary raha misotro ny ranonao izahay, na izaho na ny biby fiompiko, dia hefaiko ny vidin' izany. Zavatra tsy mampaninona akory izany, fa handalo mandeha tongotra fotsiny ihany aho. Les Israélites lui dirent : " Nous suivrons la grand-route ; si nous buvons de ton eau, moi et mes troupeaux, j' en paierai le prix. Ce n' est pas une affaire que de me laisser passer à pied. "