<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 18:28 | Thus ye also shall offer an heave offering unto the |
Toy izany koa no hanateranareo fanatitra ho an' i Jehovah avy amin' ny fahafolon-karenareo rehetra, izay horaisinareo amin' ny Zanak' Isiraely; ary avy amin' izany no hanateranareo ho an' i Jehovah, dia ho an' i Arona mpisorona. | Dia mba toy izany koa no hanokananareo fanatitra ho an' ny Tompo, avy amin' ny fahafolon-karena horaisinareo amin' ny zanak' Israely; ary izany fanatitra voatokana ho an' ny Tompo izany, dia homenareo an' i Aarona mpisorona. | Ainsi, vous aussi, vous retiendrez le prélèvement de |