<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 17:5 | And it shall come to pass, that the man' s rod, whom I shall choose, shall blossom: and I will make to cease from me the murmurings of the children of |
ho fahatsiarovana ho an' ny Zanak' Isiraely mba tsy hisy olon-kafa afa-tsy ny taranak' i Arona ihany no hahazo manakaiky handoro ditin-kazo manitra eo anatrehan' i Jehovah; fandrao ho tahaka an' i Kora sy ny namany izy, dia araka ny tenin' i Jehovah izay nampitondrainy an' i Mosesy. | Fahatsiarovana ho an' ny zanak' Israely izany, mba tsy hisy olon-kafa, tsy anisan' ny taranak' i Aarona handroso hanatitra zava-manitra eo anatrehan' ny Tompo, ka dia ho tahaka an' i Kore sy ny tariny, araka izay nolazain' ny Tompo taminy, tamin' ny alalan' i Moizy. | Elles rappellent aux |