<-
->

Nom / Fan 17:3 And thou shalt write Aaron' s name upon the rod of Levi: for one rod shall be for the head of the house of their fathers. ary ny fitondran' afon' ireo mpanota nanimba tena ireo dia aoka hatao takelaka manify hapetaka amin' ny alitara; fa nateriny teo anatrehan' i Jehovah ireny ka masina; ary ho famantarana ho an' ny Zanak' Isiraely ireny. Aoka ny fanembohan' ireo olona nanota nihatra amin' ny ainy ireo hofisahina ho takelaka manify mba handrakofana ny otely, fa efa naterina teo anatrehan' ny Tompo ireny, ka tonga zava-masina; dia ho famantarana ho an' ny zanak' Israely izany. car ces encensoirs de péché sont sanctifiés, au prix de la vie de ces hommes. Puisqu' on les a apportés devant Yahvé et qu' ils sont consacrés, qu' on en batte le métal en plaques pour recouvrir l' autel. Ils serviront de signe aux Israélites. "